Please turn JavaScript on

Newsmada

Click on the "Follow" button below and you'll get the latest news from Newsmada via email, mobile or you can read them on your personal news page on this site.

You can unsubscribe anytime you want easily.

You can also choose the topics or keywords that you're interested in, so you receive only what you want.

Newsmada title: Newsmada

Is this your feed? Claim it!

Publisher:  Unclaimed!
Message frequency:  4.58 / day

Message History

Mihafeno ihany, sady “mifameno”. Fantatra fa ho avy handray anjara amin’ny seho etsy amin’ny CCI Ivato koa i Njila.
Poopy sy ny tarika Johary no hiaraka hampiara-peo an-tsehatra indray. Izay no niaingan’ilay “Kanto mifameno”, hotontosaina etsy amin’ny CCI Ivato, ny alahady 16 aogositra izao, manomboka amin’ny 3 ora tolakandro. Vaovao lehibe nambaran’ny Live Prod, nandri...


Read full story

Nampahafantatra ny Tranombokim-pirenena fa mikatona izy ireo ao anatin’ny roa herinandro, manomboka anio hatramin’ny 28 aogositra izao. Hatao izany mba hisian’ny fotoana hahafahana manao ny fanisana ireo tahirim-boky sy hanaovana ny lamina samihafa hirindran’ny famakiana boky.


Read full story

Amin’izao fotoana maha betsaka ny mpiala sasatra izao, tena ilaina ny fanentanana sy fahamailoana amin’ny fiparitahan’ny valanaretina Mpox. Fanentanana eny ifotony momba ny ady amin’ny Mpox niarahana tamin’ny sefo fokontany sy ny lehiben’ny boriborintany tao Toamasina no nataon’ny ekipan’ny Cousp Atsinanana sy ny tomponandraikitry ny fahasalamana ao Toamasina, tamin’ity herin...


Read full story

Mitondra ny fomba fijeriny ny mpahay haifiarahamonina, Lanto Ratsida, mahakasika ny rafitra federaly voizina ankehitriny. Tsapan’ny tanora nandritra ny fakan-kevitra nataon’izy ireo fa mivan­gongo eto Antananarivo ny fahefana. Misy fandrika eo amin’ny famakafakana ara-jeografika anefa izany. Diso ny fijerena fa manome vahana an’Antananarivo ny rafitra tokana.
Tokony iho...


Read full story

Hotanterahina ny 21 ka hatramin’ny 25 septambra izao ny fivorian’ny vaomiera nasionaly misahana ny fanomezan-dalana (CNH) sy ny vaomiera nasionaly misahana ny fankatoavana (CNA), ho an’ireo sekoly ambony tsy miankina eto Madagasikara.

Hivoaka ankarihary amin’ ny tranokalam-pifandraisan’ny minisiteran’ ny Fampianarana ambony sy ny fikarohana ar...


Read full story